Faly miarahaba anarao amin’ny anaran’i Jesoa.
Ireto roa ireto no mampiavaka ny mpino:
- Mitandrina ny didin’ Andriamanitra,
- Mitazona ny finoana an’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Indro ny faharetan’ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesoa » (Apok 14,12)
Amen.
Ny Mpitandrina