Asan’ny Apostoly 8:35

Amin’ny anaran’i Jesoa Mpamonjy no hiarahabana anareo ry havana.
Jesoa no ivon’ny toriteny rehetra, nalaina tao amin’ny Baiboly. Nanao an’izany i Filipo.
« Ary Filipo niloa-bava, dia nanomboka teo amin’izany Soratra Masina izany nitory an’i Jesosy taminy » (Asa 8,35).
Tandremo fa fampianaran-diso izay rehetra ivelan’izany.
Tahin’ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina