Fiaraha-mandinika ny Soratra Masina

Sehatra iray handalinana ny Soratra Masina izy io. Ny Mpitandrina RAKOTONIAINA no mitarika ny dinika. Hanasana anao izay mahatsapa fa mila mitombo amin’ny fianarana ny Soratra Masina na handalina ny Soratra Masina. Io no sehatra hahafahanao manatanteraka izany. Koa dia manasa anao ho avy amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 8 ora hariva, isaky ny zoma.


Ny antsipiriany

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 23/01/2026

NIARAHANA TAMIN’NY SAMPANA VOKOVOKO MANGA FITARIHANA : Ny kristiana manoloana ny fisotroana toaka sy divay ary ny fifohana sigara sy ny zava-maha domelina isan-karazany. Fahotana ve ny fisotroana, nefa Jesoa ary dia namadika ny rano ho tonga divay ? Ahoana ny mikasika ny abstinence sy ny tempérance ary ny modération ? Inona…

Jan 23, 2026 174

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 08/03/2024

Lohateny : Ny Didy folo Tapany faha III Tapany Faha II Tanany Voalohany Post Views: 45

Mar 10, 2024 437

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 01/03/2024

Lohateny : Ny Vahoakan’ Andriamanitra Post Views: 46

Mar 1, 2024 374

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 23/02/2024

Lohateny : Ny Didy Folo Tohiny II Ny Didy Folo , Tapany Voalohany Post Views: 55

Fév 23, 2024 427

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 16/02/2024

Lohateny : Ny Didy Folo Ny Didy Folo, Tapany Faha IINy didy Folo Tapany Faha III Post Views: 47

Fév 16, 2024 568