Fiaraha-mandinika ny Soratra Masina

Sehatra iray handalinana ny Soratra Masina izy io. Ny Mpitandrina RAKOTONIAINA no mitarika ny dinika. Hanasana anao izay mahatsapa fa mila mitombo amin’ny fianarana ny Soratra Masina na handalina ny Soratra Masina. Io no sehatra hahafahanao manatanteraka izany. Koa dia manasa anao ho avy amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 8 ora hariva, isaky ny zoma.


Ny antsipiriany

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 26/01/2024

Lohateny : Lehibe ny Voninahitr’Andriamanitra Post Views: 46

Jan 26, 2024 516

Famintinana Fiaraha-mandinika Soratra Masina 08/12/2023

FIANGONANA (Tohiny sady farany) Tsy miala ato amin’ny bokin’ny Asan’ny Apostoly isika (2,42-47) 2,44: « Nino » no iantsoana ny kristiana eto. Izany dia avy amin’ny matoateny « mino ».Maro samihafa no iantsoana ny mpanara-dia an’i Jesoa ato amin’ny Asan’ny Apostoly: 2,46: ireto koa no nampiavaka ny Fiangonana voalohany: 2,46: ankoatran’ny fiderana an’ Andriamanitra izay iainan’ny…

Déc 8, 2023 447

Fiaraha-mandinika Soratra Masina 08/12/2023

Finaritra.Any amin’ny toerana rehetra izay misy anao, dia manentana antsika ny Tenin’ Andriamanitra manao hoe:« Mankalazà an’i Jehovah any amin’ny tany atsinanana, dia ny anaran’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely, any amin’ny amoron-dranomasina » (Isa 24,15)Aza adinoina ny fiaraha-mandinika Soratra Masina anio hariva amin’ny 7 ora any am-piangonana.Tahin’ny Tompo Post Views: 37

Déc 8, 2023 516

Famintinana fiaraha-mandinika Soratra Masina 01/12/2023 : Fiangonana (Tohiny)

FIANGONANA (tohiny) Raha ny Bokin’ny Asan’ny Apostoly no jerena dia, nihazakazaka tokoa ny fitomboan’isan’ny mpino:120 isa: 1,15;3000 isa: 2,41;5000 isa: 4,4. Ny nampiavaka ny Fiangonana voalohany tao Jerosalema (Asa 2,42-47): 2,42: izy ireo dia naharitra tamin’ny: Ny famakiana ny mofo dia natao mba hahatsiarovana ny nahafatesany sy ny nitsanganany tamin’ny maty (Mat…

Déc 1, 2023 483

Famintinana fiaraha-mandinika Soratra Masina 24/11/2023 : Fiangonana

Lohahevitra : FIANGONANA Amin’izao fiandrasana ny fiavin’ny Tompo izao, dia tsara raha mijery ny mikasika ny Fiangonana isika. 1.Famaritana. Ny fiangonana (latina: ecclesia), dia avy amin’ny teny grika « ekkelsia »:ek: avy ao na avy tao,Kaleô: miantso.Ny « ekklesia » no nandikan’ny Baiboly grika Septanta (LXX) ny « kahal » izay teny hebreo ao amin’ny Testamenta Taloha ilazana…

Nov 24, 2023 405