Fiaraha-mandinika ny Soratra Masina

Sehatra iray handalinana ny Soratra Masina izy io. Ny Mpitandrina RAKOTONIAINA no mitarika ny dinika. Hanasana anao izay mahatsapa fa mila mitombo amin’ny fianarana ny Soratra Masina na handalina ny Soratra Masina. Io no sehatra hahafahanao manatanteraka izany. Koa dia manasa anao ho avy amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 8 ora hariva, isaky ny zoma.


Ny antsipiriany

Salamo 16:6

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.Amin’ny Fiaraha-mandinika Soratra Masina anio dia ny Sal 16,6 no nisy nanolotra. Vakiana amin’ny anaran’i Jesoa:« Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho »Manantena ny fahatongavantsika maro.Mirary tontolo andro sambatra ho an’ny rehetra. Amen.Ny Mpitandrina Post Views: 39

Juin 2, 2023 360

Famintinana fianarana soratra masina ny Zoma 26 Mey 2023 : Jaona 8:7

Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika. Amen. Ny hodinihantsika androany dia ny tenin’i Jesoa manao hoe: « Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany » (Jao 8,7) Somary niadian-kevitra ny Jao 7,53-8,11 hoe: tena soratry ny Apostoly Jaona ve io? Satria misy an’ireo soratra tranainy amin’ity Filazantsara ity…

Mai 27, 2023 380

Jaona 8:7

Ry havana, faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa. « Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany » (Jao 8,7). Izany no Soratra Masina hiarahantsika mandinika anio Zoma hariva 26/05/2023, koa manasa antsika rehetra mba ho tonga maro amin’ny 7 ora hariva etsy Marcory ResidentielHo aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.Ny Mpitandrina Post…

Mai 26, 2023 400

Famintinana fianarana soratra masina ny Zoma 12 Mey 2023

Ny tsy mampitovy ny Andriamanitry ny Baiboly sy Allah Araka ny fangatahantsika dia hiresaka momba ny tsara ho fantatra mikasika ny fivavahana silamo isika androany na koa ny tsy mampitovy ny Andriamanitry ny Baiboly sy Allah.Misy mantsy ny milaza fa Andriamanitra tokana ihany no ivavahantsika, noho izany dia hojerena ny maha marina…

Mai 12, 2023 367

Famintinana fianarana soratra masina ny 28 Aprily 2023 : Matio 6:12 (Fizarana Faharoa sady farany)

« Mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay » (Mat 6,12) Fampiharana: Ny Mat 6,12 dia tsy afaka misaraka amin’ny 6,14-15; izany hoe: avelao aloha ny heloky ny hafa, dia mba havelan’ny Tompo koa ny anao.Tsy mora ny mamela heloka ny hafa raha toa ka ianao no manana ny marina, kanefa dia…

Avr 28, 2023 477