Lioka 23:34

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa nofantsiahana teo amin’ny hazofijaliana i Jesoa; dia hoy ny teniny voalohany:
« Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony » (Lio 23,34).
Tsapanao ve? Voarainao ve izany vavaka nataon’i Jesoa ho anao izany? Asehoy amin’ny fiainanao isan’andro ary fa voavela heloka ianao.
Tahian’ny Tompo.
Ny Mpitandrina