Hetsika fivoahana
Ny Sampana STS dia mikarakara fivoahana miaraka amin ny fiangonana ny Alahady faha 26 Febroary izao manomboka amin ‘ny 9:00 maraina eny amin ny ITCJ .Manasa antsika hisoratra anarana ho fandaminana ny amin ‘izany.Sarintany google ITCJ Post Views: 68
Fivoriana fanao isam-bolana
Tontonsa soa amantsara ny fivoriana nataon’ny sampana vehivavy ny asabotsy faha 11 Febroary teo. Hisaorana manokana ny tokatrano nandray sy ireo mpikambana nanotrona.Manasa antsika rehetra ihany koa ny fikambanana Vehivavy…
Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2023*
Tontonsa soamantsara tamin’ny Asabotsy faha 28 Janoary 2023 teo ny fihaonana sy fifampiarahabana tratry ny taona 2023 ny mpikambana ao amin’ny Sampana Antoko mpihira. Hisaorana ny fianakaviana nampiantrano. Hisaorana ihany…
Fihaonana voalohany taona 2023*
Tontonsa soamantsara tamin’ny Alahady faha 22 Janoary 2023
Fihaonana voalohany 2023
Tontonsa soamantsara tamin’ny Asabotsy 14 Janoary 2023 teo ny fihaonanan’ny sampana Vehivavy…



